Volavolan-dalàna
99 Rijan-teny
2026 - 004 - LOI n° 2026 - 004 PORTANT LOI DE FINANCES RECTIFICATIVE POUR 2026
Ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana nasiam-panitsiana ho an’ny taom-piasana 2026 ity dia miorina amin’ny trangan-javatra manan-daja toy ny rivodaza sy ny fifandirana eo amin’ny sehatra …